tkg_heb_text_reg/07/25.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 25 Noho izany koa da afaky mamonjy tanteraky izay magnato an'Andriamanitry am'gn'alalany,satria izy da miaigny fezay mba hagnelagnelana ho andreo.\v 26 Fa gne mpironabe mitovy am'izany da mety ho atsika. Izy da tsy mana fahota, tsy mana-tsigny, madio, nosarahana tamindreo mpanota, sady avy ambony noho gne lagnitry.