tkg_heb_text_reg/07/01.txt

1 line
597 B
Plaintext

\v 1 Melkizedeka izany, mpanjakan'i Salema, mpisoron'Andriamanitry Avo Indrindra, izay nifanena tam'i Abrahama raha niverina avy nandresy gne mpanjaka sady nitahy anazy. \v 2 Izy gne nomen'i Abrahama gne ampahafolon'e raha aby. Gne agnarany hoe: ''Melkizedeka'' da midika hoe ''mpanjakan'e fahamarina.'' Gne agnarany hafa da ''mpanjakan'i Salema,'' izany da: ''mpanjakan'e fiadana.'' \v 3 Izy da tsy manan-dratsy, tsy manan-dreny, tsy mana razam-be, sady tsy mana fiatomboha gne andro sady tsy mana fiafara gne fiaina. Fa mitovy ame Zanak'Andriamanitry izy, satria mijano ho mpisorona mandrakizay.