tkg_heb_text_reg/06/16.txt

1 line
606 B
Plaintext

\v 16 Fa gne olo da miania ame olo izay zakabe kokoa noho gne tegnandreo. Isakin'e tapitry gne fifamaliandreo, da misy voady izay nany ho fagnamafisa. \v 17 Raha nana-pakevitry gne hampiseho mazava kokoa tamindreo mpandovan'e fampagnategna gne tsy fiovan'e kalitaon'e tanjony Andriamanitry, da nomeny antoky tame voady izany, da nomeny antoky tame voady izany.\v 18 Naniny izany mba ho amin'e alalan'e raha tsy azo ovaina anakiroa- izay tsy hain'Andriamanitry gne mivandyam'izany- da hana fampahereza matazaky mba hitazoma mafy gne fahatokia izany napetraky takatrefatsika, izay nilefa mba hanagna fialofa