tkg_heb_text_reg/05/12.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 12 Fa am'izao fotoa izao da tokony ho mpampianatry anareo, anareo da mbola mila olo hampianatry anareo gne fitsipiky fototry gne hfatr'Andriamanitry. Ronono gne ilainareo fa tsy sakafo! \v 13 Fa gne olo izay mindrano ronono fotsiny da tsy ampy traikefa ame hafatry ne fahamarina, satria izy da ,mbola zaza. \v 14 Fa gne foka-sakafo da hoandreo zakabe. Indreo da efa vohofana tame fagnavaha gne tsara sy gne ratsy gne fahatakara avy tame fahamatora.