tkg_heb_text_reg/05/07.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 7 Nandritry gne andron'e nofony, i Kristy nagnome vavaky sy fangataha niaraky tame kiaky mafy sy ranomaso an'Andriamanitry izay raiky afaky magavotry Anazy ame fahafatesa. Re Izy noho gne fahalelovany. \v 8 Ndre da zanaky aza Izy da nianatry gne fankatoaa tam'gne raha izay niaretany.