tkg_heb_text_reg/05/01.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 1 Fa gne mpisorombe ab da vofidy avy tame olo, da notendre mba hiasa am'gn'agnaran'eolo am'ireo raha makasiky an'Andriamanitry, ka mba hagnomezany fanatitry hoan'e ota. \v 2 Izy da afaky mifanaraky ame tsy mafatatr sy gne maniasiasia satria izy da vofidin'e fahaleme. Noho izany, izy avakoa da vodidin'e fahaleme.\v 3 Noho izany, izy avakoa da notakia mba hagnome sorona hoan'e fahotany manoka, ako gne naniny tame fahotan'gn'olo.