tkg_heb_text_reg/04/08.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 8 Fa raha Josoa gne nagnome fitsahara andreo, da tsy nizaka momba gne andro raiky hafa Andriamanitry. \v 9 Noho izany da mbola misy sabata fangala valaky votoka hoan'e vahokan'Andriamanitry. \v 10 Fa izay miditry ame fangala valak'Andriamanitry da niala valaky tame asany avakoa, ako gne nanain'Andriamanitry Taminazy. \v 11 Noho izany aleo atsika hazoto hiditry am'izany fitsahara izany, mba tsy hisy na raiky aza ho tafalatsaky ame karazan'e tsy fagneke izay nanindreo