tkg_heb_text_reg/04/03.txt

1 line
510 B
Plaintext

\v 3 Fa isika izay nino da gn'izay hiditry am'izany fitsara izany, araky izay efa nizakany hoe:''Mitovy gne niagnako tame gne havignirako, da tsy hiditry velively ao ame gne fitsaharako indreo io.''\v 4 Fa na izany avakoa aza, gn'asa famorognany da vita tame gne fagnamboara izao tontolo izao. Fa izy niroho mombany gn'andro faha-fito hoe: ''Andriamanitry nitsahatry tame gn'andro faha-fito tame gn'asany rehetra.''\v 5 Sady mbola niroho izy hoe: ''Indreo io da tsy hiditry velively ao ame gne fitsaharako.''