tkg_heb_text_reg/04/01.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 1 Noho izany, aleo hitandrina tsara atsika mba tsy hisy aminareo gne tsy afaky hatratry gne zaka fampagnategna napetraky ho anareo mba hidiranareo ame fitsaharan'Andriamanitry. \v 2 Fa atsika da nagnambara gne vaovao mahafaly mitovy amindreo. Fa izany hafatry izany da tsy nisy tombony ho andreo izay tsy nitambatry tame finoa niaraky tam'ireo izay nagneky. (''Fagnamaria: gne dikan'e zaka sasany da mivaky hoe: ''Fa izany hafatry iza da tsy nisy tombony hoandreo izay nahare anazy tame tsy finoa.'')