tkg_heb_text_reg/03/12.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 12 Mitandrema rahalah, mba tsy hisy na raiky aminareo gne hahana fo ratsy ne tsy finoa, fo izay mikisaky amin'Andriamanitry velo.\v 13 Fa fampahereza isan'andro, raha mbola misy gne any hoe: ''Androany,'' mba tsy hisy aminareo ho mafy fo am'gn'alalan'e fitaky ne fahota.