tkg_heb_text_reg/03/01.txt

1 line
538 B
Plaintext

\v 1 Noho izany rahala masina, nizara gne fangian'e lagnitry anareo. Eritretreto gne mikasiky an'i Jesosy, gne apostoly sy mpisorombe izay eketsika. \v 2 Izy da natoky an'Andriamanitry, izay nanondro anazy, mitovy am'i Mosesy izay natoky tame tragnon'Andriamanitry avakoa. \v 3 Fa Jesosy da efa noraisy mendriky gne voninahitriny zakabe avy tam'i Mosesy satria izay mambotry gne tragno gne mana-kaza zakabe kokoa noho gne tragno. \v 4 Fa gne tragno aby da nisy olo nambotry anazy, fa gne raiky izay namboary gne raha aby da Andriamanitry.