tkg_heb_text_reg/01/06.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 6 Sady koa, rehefa ninday gne lahimatoa tam'izao tontolo izao Andriamanitry, da nizaka Izy hoe: ''Gn'anjelin'Andriamanitry rehetra da tsy maintsy midera Azy.''\v 7 Momba gn'anjely da nizaka Izy hoe: ''Izy i aba nagnano gn'anjeliny ho fagnahy, sady indreo mpanompony naniny lelan'afo.''