tkg_heb_text_reg/01/04.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 4 Lasa ambony mitovy am'anjely Izy, satria gn'agnarany nolovainy da tsara lavitry noho gn'agnarandreo.\v 5 Fa iha tame gn'anjely gne mba nizak'Andriamanitry hoe:''zanako anao, avy rainao i aho androany'' sady ''ho ray ho anazy Aho, sady izy ho zanaky ho Ahy''?