\v 10 ''Tame voloany be tagny Tompo da Anao gne nambotry gne fototry e tany. Gne lagnitry da asan'e tagnanao. \v 11 Tsy ho hita esana indreo, fa Anao hanohy anazy. Ho rota akô gne tapan-damba indreo. \v 12 Hamoritry andreo akô gne poti-damba indreo. Fa anao da akô izany, sady gne taonao da tsy hana fataperany.''