auto save
This commit is contained in:
parent
d1ff5ec796
commit
d7840eab04
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Fa gne mpisoronabe aby da notendre mba hagnome fagnomeza sy sorona. Noho izany da ilaina gne mana raha ho atolotry. Sady raha tambony tany tetoa i Kristy da tsy ho mpisorona akory Izy, satria misy ireo izay manolotry fagnomeza araky gne lalana. Indreo da manompo ame tabernakely izay tandindogny sy aloky gne raha agny an-dagnitry. Izany da mitovy ame nampitandreman'Andriamanitry hoe: ''Hiteo mba ho ataonao araky gne modely izay efa niboky anao tegny
|
\v 3 \v 4 \v 5 Fa gne mpisoronabe aby da notendre mba hagnome fagnomeza sy sorona. Noho izany da ilaina gne mana raha ho atolotry. Sady raha tambony tany tetoa i Kristy da tsy ho mpisorona akory Izy, satria misy ireo izay manolotry fagnomeza araky gne lalana. Indreo da manompo ame tabernakely izay tandindogny sy aloky gne raha agny an-dagnitry. Izany da mitovy ame nampitandreman'Andriamanitry hoe: ''Hiteo mba ho ataonao araky gne modely izay efa naboky anao tagny ambony ne vohitry gne raha aby.''
|
Loading…
Reference in New Issue