auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-03-01 22:53:14 -05:00 committed by root
parent e939e729a9
commit a818302b80
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsy misy fandava fa gn'olo farany ambany da omen'olo farany ambony tso-drano. Amin'izany tranga izany da gn'olo mety maty da mandray ampafolo-karena, fa am'ity raha ity da voporofo fa mbola velo izy. Ary ame fomba firesaky, Levy iza nangala ampafolo-karena da nandoa ampafolo-karena da nandoa ampafolo-karena tam'
\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Tsy misy fandava fa gn'olo farany ambany da omen'olo farany ambony tso-drano. Amin'izany tranga izany da gn'olo mety maty da mandray ampafolo-karena, fa am'ity raha ity da voporofo fa mbola velo izy. Ary ame fomba firesaky, Levy iza nangala ampafolo-karena da nandoa ampafolo-karena da nandoa ampafolo-karena tam'gn'alalan'i Abrahama avakoa, satria Levyda tao agnatin'e tegnan'e razambeny raha nifakahita tam'i Abrahama i Melkizedeka.

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Am'izao andro izao da raha azo an