auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-03-02 11:43:50 -05:00 committed by root
parent 9f0032ae23
commit a27c16fedf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Fa gne mpisoronabe aby da notendre mba hagnome fagnomeza sy sorona. Noho izany da ilaina gne mana raha ho atolotry. Sady raha tambony tany tetoa i Kristy da tsy ho mpisorona akory Izy, satria misy ireo izay manolotry fagnomeza araky gne lalana. Indreo da manompo ame tabernakely izay tandindogny sy aloky gne raha agny an-dagnitry. Izany da mitovy ame nampitandreman'Andriamanitry hoe: ''Hiteo mba ho ataonao araky gne modely izay efa naboky anao tagny ambony ne vohitry gne raha aby.''
\v 3 \v 5 Fa gne mpisoronabe aby da notendre mba hagnome fagnomeza sy sorona. Noho izany da ilaina gne mana raha ho atolotry.\v 4 Sady raha tambony tany tetoa i Kristy da tsy ho mpisorona akory Izy, satria misy ireo izay manolotry fagnomeza araky gne lalana. Indreo da manompo ame tabernakely izay tandindogny sy aloky gne raha agny an-dagnitry. Izany da mitovy ame nampitandreman'Andriamanitry hoe: ''Hiteo mba ho ataonao araky gne modely izay efa naboky anao tagny ambony ne vohitry gne raha aby.''