auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-03-02 11:43:50 -05:00 committed by root
parent 193fb89605
commit 9a9fdf9548
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa raha Josoa gne nagnome fitsahara andreo, da tsy nizaka momba gne andro raiky hafa Andriamanitry. Noho izany da mbola misy sabata fangala valaky votoka hoan'e vahokan'Andriamanitry. Fa izay miditry ame fangala valak'Andriamanitry da niala valaky gne nanain'Andriamanitry Taminazy.
\v 8 Fa raha Josoa gne nagnome fitsahara andreo, da tsy nizaka momba gne andro raiky hafa Andriamanitry. \v 9 Noho izany da mbola misy sabata fangala valaky votoka hoan'e vahokan'Andriamanitry. \v 10 Fa izay miditry ame fangala valak'Andriamanitry da niala valaky tame asany avakoa, ako gne nanain'Andriamanitry Taminazy. \v 11 Noho izany aleo atsika hazoto hiditry am'izany fitsahara izany, mba tsy hisy na raiky aza ho tafalatsaky ame karazan'e tsy fagneke izay nanindreo