auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-03-01 22:53:14 -05:00 committed by root
parent 1d3764380d
commit 519291a192
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Jereo gne hazakaben'io lelah io. Gne razambetsika Abrahama da nagnome gne ampahafolon'e raha izay azony tame ady. Ame lafiny raiky, gne zanaka lahin'i Levy izay mandray gne fisorogna da mahazo beko avy ame lalana mba hagnangona gne amahafolon-karena avy am'gn'olo, izany da avy ame vatan'i Abrahama. Fa ame lafiny raiky, Melkizedeka, izay tsy voasoritry avy amindreo taranany, da nangala ampafolo-karena avy tam'i Abrahama, sady nagnome tso-drano anazy, zay raiky nana gn
\v 4 \v 5 \v 6 Jereo gne hazakaben'io lelah io. Gne razambetsika Abrahama da nagnome gne ampahafolon'e raha izay azony tame ady. Ame lafiny raiky, gne zanaka lahin'i Levy izay mandray gne fisorogna da mahazo beko avy ame lalana mba hagnangona gne amahafolon-karena avy am'gn'olo, izany da avy ame vatan'i Abrahama. Fa ame lafiny raiky, Melkizedeka, izay tsy voasoritry avy amindreo taranany, da nangala ampafolo-karena avy tam'i Abrahama, sady nagnome tso-drano anazy, zay raiky nana gne fampagnategna.

1
07/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tsy misy fandava fa gn'olo farany ambany da omen'olo farany ambony tso-drano. Amin'izany tranga izany da gn'olo mety maty da mandray ampafolo-karena, fa am'ity raha ity da voporofo fa mbol