auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-02-29 12:18:38 -05:00 committed by root
parent e076275a0d
commit 3f61940d6d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ia izy zay efa nahare an'Andriamanitry ka nikomy? Fa tsy gne rehetra izay niboky avy tagny Egypta tam'gn'alalan'i Mosesy me izany? Ia gne nahavignitry anazy nandritry gne efapolo tao? Tsy indreo zay nanota me, izay lavo tagny an'efitry gne fatindreo? Ho an'ia gne nitangegnany fa tsy hiditry ame fitsaharany indreo, raha tsy hoandreo izay nagneky Anazy? Hitatsika fa tsy afaky niditry tame fitsaharany indreo noho gne tsy finoa.
\v 16 Ia izy zay efa nahare an'Andriamanitry ka nikomy? Fa tsy gne rehetra izay niboky avy tagny Egypta tam'gn'alalan'i Mosesy me izany? \v 17 Ia gne nahavignitry anazy nandritry gne efapolo tao? Tsy indreo zay nanota me, izay lavo tagny an'efitry gne fatindreo? \v 18 Ho an'ia gne nitangegnany fa tsy hiditry ame fitsaharany indreo, raha tsy hoandreo izay nagneky Anazy?\v 19 Hitatsika fa tsy afaky niditry tame fitsaharany indreo noho gne tsy finoa.