tkg_heb_text_reg/07/15.txt

1 line
373 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-02 16:43:50 +00:00
\v 15 Izay rohonotsika daefa mazava aha misy mpisorona hafa mitsanga am'gn'endrik'i Melkizedeka. \v 16 Tsy avy tame fototry gne lalan'e tranaky gne nofo gne nahavy anazy ho mpisorona, fa kosa avy tame fototry ne herin'e fiaina tsy mety levona. \v 17 Fa gne Soratry Masy da mijoro vavolombelo momba anazy hoe: '' Anao da mpisorona mandrakizay araky gne fomban'i Melkizedeka.