tkg_eph_text_reg/03/03.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 3 Manoratry araky gne fagnambara nampafatary ana iaho. Izany da mariny mifiny mikasiky zay nosoratako foifohy taminareo.\v 4 Raha mamaky an'iza anareo , da ho afaky gne hahazo gne fomba fazahoako gne mariny mifiny momba an'i Kristy.\v 5 Tam'gne taranaky hafa da tsy nanÿ ho fatatry gne zanak'olombelo iza mariny izany. Fa am'izao koa izany da nambara tam'gn'alalan'gne Fagna tam'gn'Apostôly sy tam'gne mpamina izay vôtoka am'ity asa itiky .