tkg_eph_text_reg/06/05.txt

1 line
622 B
Plaintext

\v 5 Ô mpanompo, mankasitraha gne tomponareo ambon-tany ame gne fagnaja sy gne fataora farany ambony, ame gne sitraky gne fonareo.\v 6 Mankasitraha andreo mitovy gne hankasitranareo an'i Kristy. Mankasitraha tsy eo amason'gne tomponareo avao mba hankasitrandreo. Ka mankasitraha mitovy gne mpanompon'i Kristy, izay magnano gne sitrak'Andriamanitry ame gne fonareo manontolo.\v 7 Manompoa ame gne fonareo manontolo, mitovy ame hoe manompo an'i Tompo anareo fa tsy gn'olo,\v 8 satria fantatsika fa na ino na ino asa tsara hanin'olo tsiraikiraky, da handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo izy na olon'afaky.