|
\v 10 Nampafantary tame fiangona iza fandahara izany mba hatonga gne mana-pahaefa agny an-dagnitry hafatatry gne toetry maron'e fahendren'Andriamanitry.\v 11 Niseho araky gne fandahara mandrakizay izay taterakiny tam'i Jesosy Kristy Tompotsika izany. |