auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-31 23:44:22 -05:00 committed by root
parent 8c38e90cda
commit f1226d03e7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nomen'Andriamanitry ana izany fagnomeza iza, ndre da iaho aza gne farany kidy infddrindra tam'gn'olo masin'ANdriamanitry. Iza fagnomeza iza da mba toriko am'gne Jentilisa gne filazatsaran'ge haren'i Kristy zay sarotry tadiavy. Gne fagnomeza-pasoavan'Andriamanitry da ho ana sady hindesako fagnazava am'gn'olo aby gne lahatry gn'ANdriamanitry. Iza lahatry iza da nafin'Andriamanitry, izay nambotry gne raha rehetra nandritry gne tao maro taloa.
\v 8 Nomen'Andriamanitry ana izany fagnomeza iza, ndre da iaho aza gne farany kidy infddrindra tam'gn'olo masin'ANdriamanitry. Iza fagnomeza iza da mba toriko am'gne Jentilisa gne filazatsaran'ge haren'i Kristy zay sarotry tadiavy. \v 9 Gne fagnomeza-pasoavan'Andriamanitry da ho ana sady hindesako fagnazava am'gn'olo aby gne lahatry gn'ANdriamanitry. Iza lahatry iza da nafin'Andriamanitry, izay nambotry gne raha rehetra nandritry gne tao maro taloa.