auto save
This commit is contained in:
parent
7fadf7c2ab
commit
8c00bf3167
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 5 Ô mpanompo, mankasitraha gne tomponareo ety an-tany ame gne haja ambony sy fangovita, ame gne fahatsora- ponareo.\v 6 Mankasitraha andreo mitovy gne hankasitranareo an'i Kristy. Mankasitraha tsy eo amason'gne tomponareo avao mba hankasitrandreo. Fa mankasitraha mitovy gne mpanompon'i Kristy, izay magnano gne sitrak'Andriamanitry ame gne fonareo manontolo.\v 7 Manompoa ame gne fonareo manontolo, mitovy ame hoe manompo an'i Tompo anareo fa tsy gnolo,\v 8 satria fantatsika fa na ino na ino asa tsara haninolo kiraikiraky, da handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo izy na olon'afaky.
|
||||
\v 5 Ô mpanompo, mankasitraha gne tomponareo ambon-tany ame gne fagnaja ambony sy fangovita, ame gne fahatsora- ponareo.\v 6 Mankasitraha andreo mitovy gne hankasitranareo an'i Kristy. Mankasitraha tsy eo amason'gne tomponareo avao mba hankasitrandreo. Fa mankasitraha mitovy gne mpanompon'i Kristy, izay magnano gne sitrak'Andriamanitry ame gne fonareo manontolo.\v 7 Manompoa ame gne fonareo manontolo, mitovy ame hoe manompo an'i Tompo anareo fa tsy gnolo,\v 8 satria fantatsika fa na ino na ino asa tsara haninolo kiraikiraky, da handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo izy na olon'afaky.
|
Loading…
Reference in New Issue