Mon Mar 16 2020 11:56:35 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 11:56:35 +03:00
commit 5cb2ea0bbe
66 changed files with 140 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly, apostolin'i Jesosy Kristy araky gne sitrapon'Andriamanitry, hoan'gn'olo masign'Andriamanitry agny Efesosy, izay matoky am'i Jesosy Kristy.\v 2 [Fagnamaria: Misy fandika sasa ny mngala gne hoe: ''Ao Efesosy'' kaiky mety ame taratasin'i Paoly tame voloany izany.] Ho aminareo gne fahasoava sy gne fiadana avy amin'Anriamanitry Iabatsika sy i Jesosy Kristy Tompo.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Deray gne Andriamanitry sy Iaban'i Jesosy Kristy Tompontsika, izay nita antsika tam'i Kristy tame fitahiam-pagna aby avy agny an-dagnitry ao am'i Kristy.\v 4 Andriamanitry da nifidy atsika tame fanombohan'izao tontolo izao, mba ho masy sady tsy hana-tsigny akatrefany atsika

1
01/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Andriamanitry da nifidy atsika taloha ho ame fanangana ho zanaky tam'gn'alalan'i Jesosy Kristy, araky gne sitrapony.\v 6 Gne fanangana atsika da minday ame fidera gne fahasoavany be voninahitry izay nome atsika fotsiny taminazy Raiky zay tiany.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ao am'i Jesosy Kristy da mahazo fagnavota ame ràny sy gne famelan-keloky atsika , araky gne hare-pasoavany. \v 8 Nahidiny tamitsika tame fahendre sy fahalala aby izany fahasoava izany.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Nanin'Andriamanitry fantatry ta mitsika gne raha mifiny ame sitrapony, arak'zay tiany, sy izay nabokiny tam'i Kristy, \v 10 niaraky tame fandahara raiky ame fahafenoa ne fotoa, handagnonan'ny gne raha ety an-tany sy agn an-dagnitry aby, da ho loha raiky na i Kristy aza

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Am'i Kristy da votondry ho mpandova atsika. Nofidiny taloha araky gne fandaharan'e mampiasa gne raha aby araky gne tanjogny gne sitrapo tsika.\v 12 Andriamanitry gne nanondry atsika ho mpandova mba ho atsika gne mana fatokia aloha am'i Kristy, mba ho fidera gne voninahitriny atsika.

1
01/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Anareo avakoa tao amin'i kristy, rehefa nare gne zakan'gne fahamarina, da anareo gne filazantsara gne famonje, da nino enazy anareo sady notomboy tamé gne Fanahy Masina nampagnategna,\v 14 izay antoky ho an'gne lovantsika mandra-pahazoantsika tanteraky izany, ho fidera gne voninahitriny.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Noho iza antony iza, hatramin'gne naregnesako gne finoanareo an'i Tompo Jesosy sady gne fitiavanareo gne olo-masiny rehetra, \v 16 da tsy nizano gne nisaotry an'Andriamanitry i aho noho gne aminareo sady tsaroko am-bavaky anareo.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Mivavaky i aho mba gn'Andriamanitr'i Jesosy Kristy Tompontsika, iaban'gne voninahitry, hagnome anareo gne fanahin'gne fahendre sady fagnambara ame gne fahalala enazy. \v 18 Mivavaky i aho mba hagnazava gne mason'gne fonareo, mba hafatantaranareo gne toky izay nagnatsovany anareo sady gne haren'gne voninahitry gne lovany eo ame gnolo-masin'Andriamanitry rehetra.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ao ame fivavako da mangataky i aho mba hafantaranareo gne fihotriny hazakabe gne heriny ao amintsika izay mino, araky gne fiasan'gne heriny zakabe.\v 20 Iza hery iza avao gne nampiasain'Andriamanitry tao amin'i Kristy rehefa natsangany tamé maty izy sady napetrany tamé tagnany ankavana tagny an-danitry.\v 21 Kristy da napetrany ho ambonin'gne lalàna,gne fahefa,gne hery sady fitsara, gne agnara rehetra izay misy. Hanapaky kristy, tsy ho amin'izao andro zao avao, fa ho ame fotoa ho avy avakoa.

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Napetrak'Andriamanitry ho ao ambanin'gne tombon'i Kristy avakoa gne raha rehatra sady nomeny ho lohan'gne raha rehetra ao ame fiangona izy.\v 23 Gne fiangona gn'hainy, gne fahafenoin'gne mameno gne raha rehetra ame gn'endrikiny rehetra.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Raha gne momba anareo, da maty tagnaty ne fadisoa sy gne fahota anareo.\v 2 Tamé gne hadisoa gne niaignanareo taloa araky gne raha anin'izao tontolo izao. Niaigny araky gne mana-pahefà egny amé rivotry anareo, gne fagna izay miasa amé zanaky gne tsy fagneke. \v 3 Niaigny tam'gn'olo avakoa atsika taloa, sady nagnatateraky gne sitra-po ratsy ne gn'aitsika sady nagnano gne gne fagnirian'e gn'aitsika sy gne sai-patatsika. Efa nanÿ ho zanaky gne havignira akô gne zanak'olombelo sisa atsika.

1
02/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Kaiky mana-karé ne fafiregna olo gn'Andriamanitry avy am'gne fitiavany zakabe izay nitiava gn'atsika. \v 5 Tamitsika mbola maty tagnatin'e fadisova da novelominy niaraky tam'i Kristy- tamé fahasoava gne nagnavotany anareo.\v 6 Niara-natsangan'Andriiamnitry atsika sady niara-napetrany tan-dagnitry tam'i Jesosy Kristy,\v 7 am'izay mba afaky hagnaboany gne fasoavany izay tsy hay refesy amé hatsara-pagnany amitsika ao am'ii Jesosy Kristy ame fotoa hoavy.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa taméb fahasoava gne namoje anareo tam'gn'alalan'e finoa, sady tsy avy aminareo izany fa fagnomezan'Andriamanitry.\v 9 Tsy avy am'gn'asa gne fahasoava mba tsisy hirehareha. \v 10 Fa gn'asan'Andriamanitry da atsika namboariny tao am'i Kristy Jesosy atsika mba hagnano asa izay mifagnaraky amé fandaharany izay efa ela ho atsika, mba andehanatsika am'izany.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Noho iza da tadidio fa Jentilisa tamé gn'aigny anareo talo. Anareo da azo angia hoe ''tsy vôfora'' fa gn'am'gn'anÿ hoe ''vôfora'' amé gn'aigny nanin'e tagnan'olombelo. \v 12 Satria mbola tsy niaraky tam'i Kristy anareo tam'izay fotoa izay. Vahiny anareo tamé vahokin'Israely. Sady vahiny avakoa tamé fagneke izay nampagnategnay anareo. Tsy mbola nana fagnategna am'gne hoavy anareo. Tsy niaraky tamin'Andrdiamanitry anareo teto am'izao tontolo izao.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa am'izao da ao am'i Jesosy Kristy anareo izay lavitry an'Andriamanitry talola da nampagnakekezy tam'gne ràn'i Kristy. \v 14 Satria Izy gne nahavy gne roy ho raiky. Tamé gn'ainy gne nandrodagna gne rindrin'e fanohera izay nampizarazara atsika. \v 15 Izany hoe, nofoagna gne lalàn'e didy sy gne fitsipiky mba hagnanova olo vaovao raiky Aminazy, sy hamboara fampihavana. \v 16 I Kristy da fampihavana gne vahôky roy samihafa ho aigny raiky amin'Andriamanitry am'gn'alalany gne hazo fijalia, ka mamono gne fanohera.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa avy i Jesosy sady nitory fihavana ho anareo izay lavitry sady gne fihavagna ho andreo zay akaiky. \v 18 Fa am'gn'alalan'i Jesosy gne hanagnatsika aby fifandraisa ame Fagna raiky izay mandea ame Ray

1
02/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Noho iza da tsy vahiny na mpivahiny esana anareo Jentilisa zao. Fa vo maiky azaky raiky firene miaraky am'gne olo masin'Andriamanitry anareo sady agnisan'e gne fianakavian'Andriamanitry.\v 20 Efa namboary tame fotptry fagnoren'dreo apostoly sy gne mpamina anareo, sady i Kristy Jesosy mitsy gne vato fehizoro.\v 21 Aminazy gne hikambanan'gne hitomboan'e fagnamboara rehetra da mitovy am'gne eglizin'i Tompo.\v 22 Aminazy avakoa gne hanangana anareo miaraky ame fipetra hoan'Andriamanitry ame Fagna.

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Noho izany, iaho i Paoly da gadra tao am'i Jesosy Kristy ho anareo Jentilisa. \v 2 Aniko fa rénareo gne mikasiky gne findesa gne fahasoavan'Andriamanitry izay nomé ana sy anareo.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Manoratry araky gne fagnambara nampafatary ana iaho. Izany da mariny mifiny mikasiky zay nosoratako foifohy taminareo.\v 4 Raha mamaky an'iza anareo , da ho afaky gne hahazo gne fomba fazahoako gne mariny mifiny momba an'i Kristy.\v 5 Tam'gne taranaky hafa da tsy nanÿ ho fatatry gne zanak'olombelo iza mariny izany. Fa am'izao koa izany da nambara tam'gn'alalan'gne Fagna tam'gn'Apostôly sy tam'gne mpamina izay vôtoka am'ity asa itiky .

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Izany mariny mifiny izany da mizaka fa gne Jentilisa da miaraky mandova sady miaraky hai gny sady mizara gne fampagnategna am'i Jesos yKristy am'gn'alalan'gne filazantsara indreo.\v 7 Ka lasa mpanompon'iza filazantsara iza iaho tamé fahasoavan'Andriamanitry izay nome ana tam'gn'alalan'gne fiasan'gne tazakiny.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Nomen'Andriamanitry ana izany fagnomeza iza, ndre da iaho aza gne farany kidy infddrindra tam'gn'olo masin'ANdriamanitry. Iza fagnomeza iza da mba toriko am'gne Jentilisa gne filazatsaran'ge haren'i Kristy zay sarotry tadiavy. \v 9 Gne fagnomeza-pasoavan'Andriamanitry da ho ana sady hindesako fagnazava am'gn'olo aby gne lahatry gn'ANdriamanitry. Iza lahatry iza da nafin'Andriamanitry, izay nambotry gne raha rehetra nandritry gne tao maro taloa.

1
03/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Nampafantary tame fiangona iza fandahara izany mba hatonga gne mana-pahaefa agny an-dagnitry hafatatry gne toetry maron'e fahendren'Andriamanitry.\v 11 Niseho araky gne fandahara mandrakizay izay taterakiny tam'i Jesosy Kristy Tompotsika izany.

1
03/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Fa am'i Kristy gn'anagnatsika gne fahasahia sy gne lala matoky avy am'gne finoatsika Anazy. \v 13 Avy am'izany da miangavy anareo iaho mba tsy ho kivy avy ame fijaliako taminareo fa anivo akô voninahiotrareo izany.

1
03/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Noho iza da mandoaliky agnatrehan'Izy Ray iaho,\v 15 izay nagnome agnara gne fianakavia aby agny an-dagnitry sy gn'ety an-tany. \v 16 Mivavaky iaho mba hagnomezany anareo araky gn'haren'e voninahitriny, mba hampatanjkaky am'gn'alalan'gne Fagna Masy izay aminareo.

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Mivavaky iaho mba hpetraky agnaty fonareo gne finoa an'i Kristy, mba hifototry sy hiory me fitiavany anareo. \v 18 Lonoky anareo mba hahazo hery afaha-matakatry miaraky ame mpino aby,gne sakany izy ame sakany , gne hahabony ary gn'alakliny, \v 19 sady mba hafatatry gne fitiavan'i Kristy, izay mihotry gne fahalala rehetra, am'izay mba feno gne fafenoan'Andriamanitry rehetra anareo.

1
03/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Sady ho Anazy zay mavita magnano mihotry lavitry gne raha angatatsika aby na gne raha eritreretitsika, araky gne hery izay miasa agnatitsika,\v 21 ho Anazy gne voninahitry ame fiangona ary am'i Jesosy Kristy hatrame taranaky rehetra mandrakizay doria. Amena.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Noho izany ,iaho ame magadra ana am'i Tompo da mandrisiky anareo iaho mba andeha am-pahendre ame gn'antso izay nangia anareo. \v 2 Mandrisiky anareo iaho mba hana fanetre-tegna zakabe sy gne maha olo sotry izy ame fahareta, mifandefitry ame fitiava. \v 3 Magnamboara izay faran'gne herinareo mba hagnampirima gne findraisan'gne Fagna ame fihavana.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Raiky avao gne vatagny, sady raiky avao gne Fagna, akô gne nangia anareo tame fagnategna n'e fagnatsova anareo raiky avakoa. \v 5 Sady raiky avao gne Tompo, raiky gne finoa, sady in-draiky avao gne batisa,\v 6 sady raiky avao gn'Andriamanitry sy gne Iaban'gne rehetra, izay ambonin'gne raha rehetra sady am'gn'alalan'e raha aby sy tame raha aby.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Atsika tsiraikiraiky da nome fahasoava araky gn'azakaben'e fagnomezan'i Kristy.\v 8 Araky gne zakan'e Soratry Masy da hoe: '' Raha niakatry tame farany ambony Izy da ninday gne olo resy tame faharese, sady nagnome fagnomeza hoan'e vahôky Izy.

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ino gne hevitry gne hoe: '' Niakatry Izy,'' raha tsy nidigny tame faritry ambanitany avakoa Izy?\v 10 Izy gne nampidigny olo avakoa hiakatry ambonin'e lagnitry, am'izay izy mba afaky mameno gne raha aby.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 I Kristy da nagnome gne asany an'gn'apostôly, gne sasany da ho mpaminany, gne sasany da evanjelista, ary gne sasany ho pasitera sady go ramose. \v 12 Nagnome gn'asany andreo Izy mba hagnampia gne vahôky masigniny ame asa fanompoa, ame fagnoregna gne vatan'i Kristy.\v 13 Manohy gne fagnamboara gne vatany Izy mandra-patratriratsika aby gne firaisa-pinoa sy gne fahalala ne Zanak'e Zagnahary, sady am'izay atsika mba matotry ka hatratry gne hazakaben'e fafenoan'i Kristy.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 I Kristy da magnetagny atsika kristiany mba hiory tsara ame finoa fa tsy agnano ako zaza madiniky entin'gne ria-dranomasy esana atsika, sady tsy hindesin'e rivotry gne fampianara sy gn'hafaetsen'gne olo ame gne hevitry feno fitaky. \v 15 Fa atsika ame filazantsaran'e fahamarina ame fitiava da tokotry hitombo ame fombafomba aby Aminazy eky, izany hoe i Kristy. \v 16 I Kristy da mananga gne aigny rehetra , sady natambatry tame olo aby izany, sady raha miasa miaraky indreo da lasa mitombo gne aigny mba hampiory gne tegnany ame fitiava.

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Noho izany, da mizaka sady manindry mafy izany ao amin'ny Tompo i aho, mba tsy hiay hitovy ame gne Jentilisa koa anareo, ame mahafoa gne fisaindreo.\v 18 Mizy gne fahalalandreo, tafasaraky ame fiainan'Andriamanitry nohon'gne tsy fahalala ao ame ndreo, nohon'gne fahamafisan'gne fo ndreo. \v 19 Tsy mahalala megnatry indreo io sady nanolotry gne tegnandreo ho ame sitra-po gnainy, sady manohy,magnano gne karaza fahalotoa rehetra.

1
04/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Fa tsy izany gne fomba nianaranareo gne momban'i Kristy.\v 21 Mino i aho fa nare gne momba enazy anareo, sady nampianariny, satria gne fahamarina da ao ame Jesosy.\v 22 Nampianary anareo mba mba hagnary gne fomba fiainanareo taloha, mba hagnary gne toetra taloha. Gne toetra taloha izay vilavila nohon'gne sitra-po gne hainy.

1
04/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Nampianary anareo mba hiavao ao ame gne fanahin'gne sainareo,\v 24 sady hisiky olom-baovao izay noharia araky gne endrik'Andriamanitry_ao ame tegna fahamaina sy fahamasina.

1
04/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Noho izany, helay gne vandy, aoky gne raikiray aminareo mba hizaka gne mariny ame namany, satria samy isan'gne sampany rehetra antsika.\v 26 Mivignira fa ka manota.ka avela ho tratrin'gne masoandro mody gne havigniranao.\v 27 Ka magnome lala hoan'gne devoly.

1
04/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Izay nangalatry da tsy tokony hangalatry etsana. Tsy maintsy miasa izy, magnano asa tsara ame gne tagnany, mba hanagnany raha ho zaray ho andreo ao agnatin'gne tsy fahampia.\v 29 Ka avela hisy zaka maloto hivoky avy ame vavanareo. Mampiasa zaka izay ilay ame gne fagnorena gne hafa, araky izay ilay ndreo, mba tena hagnampy andreo izay miteno anareo gne zakanareo.\v 30 Sady ka mampalahelo gne Fanahy Masin'Andriamanitry, fa avy aminazy gne nagnanova gne tombo-kase nareo ho ame andron'gne fagnavota.

1
04/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Helay gne lolom-po rehetra, gne haromonta, gne havignira, gne fifamalia, sady gne fifampizaka ratsy, miaraky amin'ireo karazan'asa ratsy rehetra.\v 32 Managna fahaleme fagnaha ame gne kiraikiray aby, fahatsora-po, mifamela heloky, toy gne namelan'Andriamanitry anareo tao amin'i Kristy.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Noho izany aoky mba hagnalataky an'Andriamanitry, mitovy ame zanaky makasitraky. \v 2 Sady mandeana am-pitiava, araky gne nitiavan'i Kristy antsika avakoa sy nagnomezany gne tegnany ho antsika, fagnatitry magnitry sy sorogny ho an'Andriamanitry.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa tsy tokony hisy na da resaky fijangajanga na karaza fahalotoa na tsy mety hafa-po ame ana aza eo aminareo, fa tsy mendriky gne olo-masin'Andriamanitry io.\v 4 Aoky tsy hisy mamoafady, resaky hamola, magneniky tafahotry_ fa tsy mendriky gne rehetra amin'io. Fa kosa tokony hisy fankasitraha.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa afaky mahazo antoky gne amin'izao anareo, fa tsy hisy mpijangajanga, maloto, na gne mpiery_izany hoe, mpanompo sampy_mana lova ao ame gne fanjakan'i Kristy sy Andriamanitry. \v 6 Aoky tsy hisy hamitaky anareo ame gne zaka fahatany, satria noho io raha io da avy ame gne zanaky gne tsy fankatoava gne havigniran'Andriamanitry.\v 7 Noho izany, ka mikamba amin'io.

1
05/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Mizy anareo taloha, fa izao anareo da fahazava ao amin'ny Tompo. Mandeana mitovy ame gne zanaky mazava,\v 9 (fa gne vokatry gne fahazava da ao ame gne fahatsara rehetra, fahitsia, sy fahamarina).\v 10 Sady tadiavo izay mahafinaritry an'i Tompo.\v 11 Ka mikamba amin'io asa tsy mamokatry gne mizy io, fa aleo miala an'io.\v 12 Fa mahamegnatry na da gne mizaka io raha atao ndreo io ame mifinifiny.

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa rehefa hazava gne fahazava gne raha raiky, da lasa mibariba.\v 14 Fa gne raha rehetra izay mibariba da fahazava. Noho izany da voalaza hoe:''Mifoahaza, anao matory, sady mitsangana ame gne toeran'gne maty, da hamiratry aminao Kristy.''

1
05/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Mitandrema ame gne fomba fiainanao_tsy hitovy ame gne tsy manakagna fa hitovy ame gne manakagna.\v 16 Araraoty gne fotoa satria izao andro izao da ratsy.\v 17 Noho izany, ka misarimola, fa takaro hoe ino gne sitrapon'ny Tompo.

1
05/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Sady ka magnano mamo gne divay, fa minday hagny ame gne fahasimban-toetra izany. Fa kosa, aoky ntsika ho feno gne Fanahy Masina, \v 19 mifampiresa anareo samy anareo ame gne salamo sy fihira ary hiram-panahy, mihira sady mikaloa amin'ny Tompo ame gne fonareo rehetra.\v 20 Misaora mandrakizay ame gne raha aby am'gn'agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika izay an'Andriamanitry Iabatsika,\v 21 mifagnomeza aigny am-pagnaja ho an'i Kristy.

1
05/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Anareo viavy, magneky gne vadinareo, mitovy ame nagnekenareo ao amin'ny Tompo.\v 23 Fa gne lehilaha gne lohan'gne vavy mitovy an'i Kristy avakoa lohan'gne fiangona, sady Kristy tegnany gne mpamonjy.\v 24 Fa mitovy gne hagneken'gne fiangona an'i kristy, da ako iza koa gne tokony hagneken'gne viavy gne vadiny ame gne raha rehetra.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Anareo lehilaha, tiavo gne vadinareo, mitovy gne nitiavan'i Kristy gne fiangona sady nagnomezany gn'ainy.\v 26 Nanolotry gne tegnany ho an'gne fiangona Kristy mba afahany magnamasina enazy, tamé gne fagnadiova enazy tame gne rano fanasa ame gne zaka,\v 27 mba afahany mampiseo enazy fa be voninahitry io ame nazy, tsy misy penty na kentroky na raha ako izany, fa masina sady tsy misy diso.

1
05/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Mitovy amin'izany avakoa gne lehilaha da tokony ho tia gne vadiny indreo mba mitovy ame gne fitiava gne tegnany. Ka izay tia gne vadiny da tia gne tegnany avakoa.\v 29 Tsy mbola nisy nalahy gne tegnany, fa mamaha sady mikarakara tsara, mitovy an'i kristy mamaha gne fiangona sady mikarakara enazy avakoa, \v 30 satria antsika da ratsam-batany.

1
05/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Noho izany antony izany gne lehilaha da hiala an'i aba am'i endry ka hikamba ame gne vadiny, sady indreo roy da ho lasa aigny raiky avao.\v 32 Zakabe izany fahamarina mifiny izany_ fa i aho da mizaka momban'i Kristy sy gne fiangona.\v 33 Kanefa, gne kiraikiray aminareo avakoa da tokony ho tia gne vadiny mitovy ame gne tegnany, sady gne viavy da tokony hagnaja gne vadiny.

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ô zanako, magneke an'iabanareo am'endrinareo am'i Tompo, satria tsara izany.\v 2 ''hajay i abanao sy i endrinao'' (izany gne didy voalohany misy fampagnantena),\v 3 ''mba hahita soa anareo sady mba ho lava andro iaigna ambony tany.''

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Anareo i aban'olo, ka hindesy ame gne havignira gne zanakareo. Fa tezay ame gne lala mahitsy sy ame gne fampianaran'ny Tompo indreo

1
06/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ô mpanompo, mankasitraha gne tomponareo ambon-tany ame gne fagnaja sy gne fataora farany ambony, ame gne sitraky gne fonareo.\v 6 Mankasitraha andreo mitovy gne hankasitranareo an'i Kristy. Mankasitraha tsy eo amason'gne tomponareo avao mba hankasitrandreo. Ka mankasitraha mitovy gne mpanompon'i Kristy, izay magnano gne sitrak'Andriamanitry ame gne fonareo manontolo.\v 7 Manompoa ame gne fonareo manontolo, mitovy ame hoe manompo an'i Tompo anareo fa tsy gn'olo,\v 8 satria fantatsika fa na ino na ino asa tsara hanin'olo tsiraikiraky, da handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo izy na olon'afaky.

1
06/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Anareo Tompo, magnanova mitovy amin'io raha io avakoa ame gne mpanomponareo. Ka hampitaoro indreo. Fantatrareo fa Izy izay sady Tomponareo gne tompo ndreo da hagny an-dagnitry, sady tsy misy fiangara Aminazy.

1
06/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Farany, mahereza ao amin'ny tompo sy ame gne tanjaky gne heriny.\v 11 Sikino gne fiadian'Andriamanitry rehetra, mba afahanao mijoro manohitry gne tetiky gne devoly.

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Fa gne adintsika da tsy manohitry gne nofo miaraky ame rà. Fa manohitry gne fanjaka sy gne fahefa ara-pagnaha sy gne mpanapaky gne fanjaka gne fahamizia ratsy, manohitry gne fagnaha ratsy hagny ame gne fitoeran-dagnitry.\v 13 Noho izany sikino gne fiadian'Andriamanitry rehetra, mba afahanareo mijoro amin'izao andron'gne ratsy izao, sady rehefa vitanareo gne raha rehetra, da hatohitry anareo.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Mijoroa, noho izany, rehefa avy nagnano gne hetry gne fahamarina sy gne fiarovan-tratran'gne fahitsia anareo.\v 15 Sady mitovy gne kiraro hoan'gne tombonareo, da hapetay gne fahavognona hitory gne filazantsaran'gne fihavana.\v 16 Ame gne toe-draha rehetra da gne ampingan'gne finoa, izay afahanareo manohitry gne zana-tsipiky mirehitr'afo gne ratsy.

1
06/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Raiso gne aro-lohan'gne famonje sy gne sabatry gne fagnaha, izay zakan'Andriamanitry. \v 18 Ame gne vavaky sy fangataha rehetra, da mivavaha ame gne fagnaha ame gne fotoa rehetra. Amin'izany fomba fisaina izany, da miambena hatran'gne fahareta rehetra, raha manolotry vavaky hoan'gne olo-masin'Andriamanitry anareo.

1
06/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Sady mivavaha ho ana, mba hisy hafatra home ana rehefa manokatry gne vavako i aho. Mivavaha mba afahako mampahafantatry ame gne fahasahia gne fahamarina mifiny momban'gne filazantsara. \v 20 Hoan'gne filazantsara gne maha-ambasadaoro voafatotry ame gne gadra ana, mba afahako magnambara izany am-pahasahia, raha tsy maintsy hizaka i aho.

1
06/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Tykiko, rahalaha sy mpanompo mahatoky ao amin'ny Tompo, gne hampahafantatry anareo gne raha rehetra, hahalalanareo izay ataoko.\v 22 Nirako taminareo izy noho io tanjona io mintsy, mba hahafantaranareo gne raha momba anay, sady mba afahany mampahery gne fonareo.

1
06/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Fiadana ho ame ndreo rahalaha, sady fitiava miaraky ame gne finoa avy amin'Andriamanitry Ray sy gne Tompo Jesosy Kristy.\v 24 Gne fahasoava ane ho amin'izay rehetra tia an'i Jesosy Kristy Tompontsika ame gne fitiava tsy maty mandrakizay.

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 0192b58a2c45f7fc9e0b5afc3739840e2f683779
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> 0192b58a2c45f7fc9e0b5afc3739840e2f683779

View File

@ -32,6 +32,73 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD132"
],
"finished_chunks": [
"01-title",
"01-01",
"01-03",
"01-05",
"01-07",
"01-09",
"01-11",
"01-13",
"01-15",
"01-17",
"01-19",
"01-22",
"02-01",
"02-04",
"02-08",
"02-11",
"02-13",
"02-17",
"02-19",
"03-title",
"03-01",
"03-03",
"03-06",
"03-08",
"03-10",
"03-12",
"03-14",
"03-17",
"03-20",
"04-title",
"04-01",
"04-04",
"04-07",
"04-09",
"04-11",
"04-14",
"04-17",
"04-20",
"04-23",
"04-25",
"04-28",
"04-31",
"05-01",
"05-03",
"05-05",
"05-08",
"05-13",
"05-15",
"05-18",
"05-22",
"05-28",
"06-14",
"06-17",
"06-19",
"06-21",
"06-23",
"05-25",
"05-31",
"06-01",
"06-04",
"06-05",
"06-09",
"06-10",
"06-12"
]
}