auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-02-03 02:04:51 -05:00 committed by root
parent 94bc0cbbc1
commit 5c16a4d43f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sady ka magnano mamo gne divay, fa minday hagny ame gne fahasimban-toetra izany. Fa kosa, aoky ntsika ho feno gne Fanahy Masina, mifampiresaha anareo samy anareo ame gne salamo sy fihira ary hiram-panahy, mihira sady mikaloa amin'ny Tompo ame gne fonareo rehetra. Misaora mandrakizay ame gne raha aby am'gn'agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika izay an'Andriamanitry Iabatsika, mifagnomeza aigny am-pagnaja ho an'i Kristy.
\v 18 Sady ka magnano mamo gne divay, fa minday hagny ame gne fahasimban-toetra izany. Fa kosa, aoky ntsika ho feno gne Fanahy Masina, \v 19 mifampiresa anareo samy anareo ame gne salamo sy fihira ary hiram-panahy, mihira sady mikaloa amin'ny Tompo ame gne fonareo rehetra.\v 20 Misaora mandrakizay ame gne raha aby am'gn'agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika izay an'Andriamanitry Iabatsika,\v 21 mifagnomeza aigny am-pagnaja ho an'i Kristy.