1 line
646 B
Plaintext
1 line
646 B
Plaintext
\v 5 Vonoy, avy eo, ireo mpikambana izay eto an-tany - ny filan-dratsy, fahaloa taona, firehetan'e filana, fagniria ratsy, ary fahatendana, izay fanompoan-tsampy.\v 6 Noho iregny raha iregny no hahatongavanè fahatezeran'Andriamanitry aminareo zanaky gne tsy fankatoava. [Fagnamaria egny ambaninè pejy: gne dikan-teny taloa sasany mivaky hoe:" noho iregny raha iregny no mahavy gne fahatezeran'Andriamanitra."]\v 7 Tao amin'ireny raha izay nandehananareo iregny taloa evakoa rehefa mbola niagny tao amin'ireny anareo.\v 8 Fa amizao anareo da tsy maitsy magnary iregny raha rehetra iregny-fahavignirana, ary resaka vetaveta avy amè vavanareo. |