1 line
562 B
Plaintext
1 line
562 B
Plaintext
\v 1 Ka raha Andriamanitra no nananga anareo niaraky tamin'i Kristy, tadiavo ireo raha agny ambony, izay ipetrahan'i Kristy eo an-tagnan-kavanan'Andriamanitra.\v 2 Saino ireo raha agny ambony, fatsy ireo raha eto an-tany.\v 3 Fa efa maty anareo,ary gne fiainanareo da miafigny miaraka amin'i Kristy ao amin'Andriamanitry.\v 4 Rehefa miseo i Kristy, izay fiainanareo, da anareo koa hiaraka hiboaka aminy ao amim-boninahitra.[Fagnamarina egny ambonen'e pejy:"rehefa miseho Kristy, izay fiainanareo, da anareo evakoa da hiara-hiseo miaraka aminy am-boninahitry.] |