Fri Jan 24 2020 15:41:23 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:41:24 -05:00
commit a21d2c6286
14 changed files with 33 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly, apostolin'i K isty ame alalàn'e sitrapon'Andriamanitra, ary i Timoty rahalahintsika,\v 2 ho an'e mpino sy gne rahalahy mahatoky ao amy Kristy izay agny Kolosia. Ho aminareo gne fahasoava avy ame Zagnahary Iabantsika. [Fagnamariaha ambanin'ny takelaky: misy dikan-teny sasany manova hoe: ary gne Tompo Jesosy Kristy"].\v 3 Magnome fisaora an'Andriamanitra isika, ilay Rain'ny tompontsika Jesosy Kristy, ary mivavaky lalandava ho anareo iahay.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Efa renay e finoanareo an'i Kristy Jesosy da gne fitiava izay anagnanareo ho an'izay rehetra voatokana ho an'Andriamanitra. \v 5 Mana izany fitiava izany enareo noho e fagnategna azo antoka natoka ho enereo agny andagnitry. Renareo e momba io fagnategna azo antoka talohan'e zaka ame fahamarinagny, gne filazantsara, izay avy aminareo. Ity filazantsara ity da \v 6 minday vokatry ary mitombo eran'izao tontolo izao. Izany da efa nagnano izany taminao evaokoa nanomboky tame andro naharegnesanareo azy ary niaranagnano gne momba gne fahasoavan'Andriamanitra ao ame marigny.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ity e filazantsara izay araky gne nianaranareo tamin'ny Epafra, gne mpiara-manompo malalantsika, izay mpanompo mahatokin'i Kristy ame anarantsika . [Fanamarihana ambanin'e takelaky: misy dikan-teny sasany mivaky hoe : " ame agnaranareo"] \v 8 Nampahafatarin'i Epafra anay ny fitiavanareo e Fagnahy.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Noho io fitiavanareo io, nanomboky tame andro nagnambaranay izany da tsy nizanogny nivavaky ho anareo izahay. Nangataky iay mba ho feno faheza e sitrapony amefahendregny agnaby sy fahalalàna arampanahy enareo.\v 10 Nivavaky izahay mba handehanareo am-pamendreha ao amin'ny Tompo ame fomba eken'Andriamanitra. Nivavaky izahay mba hamokatry ame asa soa agnaby enareo ary mba hitombo fahalalàna an'Andriamanitra.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Mivavaky iay mba hahazo hery ame fahaiza agnaby enareo arakin'e herin'e voninahitry ame fiareta. \v 12 Mivavaky izahay mba hagnome fisaora an'e Raintsika am-pifaliana enareo, izay nahafahanareo hana anjara ame lovan'ireo mpino ame fahazavana [Fanamarihana ambany takelaky: misy dikan-teny sasany mivaky hoe: " izay ahafahantsika mana anjaara"].

1
01/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Namojy antsika tame fanampahan'e mizy sy namindra antsika ho agny ame fanjakan'e zanany lahy malalany Izy. \v 14 Ao ame zanany gne ahazaoantsika e fagnavota, gne famela e fahota. [Fanamarihana ambanin'e takelaky: misy dikan-teny sasany mivaky hoe: " ao ame Zanany gne anagnatsika fagnavota ame alalàn'e ràny, da gne famela ireo fahota."]

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Gne Zanaka lahy da endrik'ilay Andriamanitra tsy hita maso. Izy gne teraky voalohany tame fahoria.\v 16 Fa tame alalàny e nanjarian'e raha agnaby, izay raha rehetra andagnitry sy gne raha aby ambonin'e tany, e raha rehetra hita maso sy gne tsy hita. Ngne seza volamena, na gne fanampaha, na gne fitondram-panjaka, na gne manam-pahefa, gne zavatra da nampanjaria tame gn'alalàn'e sy ho anazy.\v 17 Izy gne alohan'e zavatra rehetra,ary ao aminazy gne ampaharitrae raha agnaby.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Izy gne lohan'e vatategna, sy gne fiangona. Izy e niandoha sy teraky voalaohany avy teo ame ra ha agnaby.\v 19 Satria sitrak'Andriamanitra gne tokony hiagnan'e fahatsarany agnaby,\v 20 ary mba hampihava ame alalàn'e Zanaka lahy ame zava-drehetra amin'izy tegnany. Andriamanitra da nihava tame alalàn'e ràn'e hazo fijalia. Andriamanitra gne nampihava gne zavatra rehetra tame tegnany, na gne raha rehetra eto ambonin'e tany na e raha rehetra any andagntry.

1
01/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Tame fotoa raiky, enareo avao koa, da vahiny tamin'Andriamanitra ary fahavalony tao ame sainy sy tame asa ratsy. \v 22 Fa amizao izy e mampihava tame vatany agnaby tame alalàn'e fahafatesa. Naniny izany mba hagnamboara enareo ho Masina, tsy hanam-pondro eo agnoloany, ary nagala baraka anazy noho gn fagnaratsia,\v 23 raha manohy ame finoa enereo, miorigny sy mafy origny, da ka misitaky ame fagnategna mahatokin'e filazantsara izayrenareo. Izay anmbara tame olo agnaby nampanjariagny ambanin'e lagnitry. Ity gne filazantsara izay nahatonga anahy Paoly ho mpanompo.

1
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Androany iaho da faly ame fijaliako ho enareo, ary iaho da nameno gne nofoko izay tsy ampy ame fahorian'i Kristy noho gne vatany, da gne fiangona.\v 25 Noho gne fiangona gne hampanompo ahy, araky e adidy av ame Zagnahary izay nomeny anaha ho anareo, mba hahatanteraka e zakan'Andriamanitra. \v 26 Io e marigny mifiviny izay naviny nandritry e taogny maro sy hoan'e taranaky. Fa amizao da efe niboda izany taminareo izay mino anazy.\v 27 Taminndreo gne tiandreo nontian'Andriamanitra nampahafantarina ireo haren'e voninahitry'ity fahamarinana miviny ity teo agnivon'e jentilisa. Izany dia Kristy no ao aminao, ilay tokon'e voninahitra ho avy.

1
01/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Da izy gne notorinay . Nananatr ny olona rehetra izahay, ary nampianatra e olo agnaby tame fahendre agnaby feno ao amin'i Kristy.\v 29 Noho izany da miasa mafy iaho sy miezaka araka gne tanjakin'izay miasa ato amiko ame hery.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
took 1

View File

@ -1,6 +1,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -13,6 +14,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> db020b194c476571696f9897a927130022df479c
=======
>>>>>>> dd9634b1db3f3ee23610320c485b29791d389ac2
=======
>>>>>>> 2df57960a490b17ae41949995ee5c2786a99f5c2
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -42,8 +45,11 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 42996ca336a915b9a20ec3dc4c43f0659b9486a6
=======
>>>>>>> db020b194c476571696f9897a927130022df479c
=======
>>>>>>> dd9634b1db3f3ee23610320c485b29791d389ac2
=======
>>>>>>> 2df57960a490b17ae41949995ee5c2786a99f5c2

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"MAD132",
"MAD133",
"MAD136"
"MAD136",
"MAD135"
],
"finished_chunks": [
"04-18",
@ -61,6 +62,18 @@
"03-title",
"03-15",
"03-18",
"03-22"
"03-22",
"01-01",
"01-04",
"01-07",
"01-09",
"01-11",
"01-13",
"01-15",
"01-18",
"01-21",
"01-24",
"01-28",
"01-title"
]
}