tkg_2ti_text_reg/03/16.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 16 Gne soratry masy aby da avy tame tsindrimandrin'Andriamanitry. Iza da tombony hoan'e foto-fampianara, ho ane fanondroa gne diso, ho an'e fagnitsia , sady hoan'gne fampiofana ame fahamarina. \v 17 Izany da mba hahavy sy havaoma tateraky ame asa tsara rehetra.