tkg_2ti_text_reg/01/08.txt

1 line
851 B
Plaintext

\v 8 Ka megnatry ame fijoroa vavolombelo momba gne Tompotsika, na amina i Paoly, izay gadrany. Fa mizara ame fahoria gne filazantsara araky gne herin'Andriamanitry. \v 9 Fa Andriamanitry gne nagnavotry atsika sy nangaiky atsika tame fangia masy. Nagnano iza Izy, tsy avy tam'gn'asatsika, fa avy ame drafitry izay efa naniny sy gne fasoavany. Na da mbola tsy nanomboka aza gne fotoa da efa nomeny atsika iregny raha iregny tam'i Jesosy Kristy Izy.\v 10 Fa am'izao gne famonjen'Andriamanitry da nambara tam'gn'alalan'gne fisehoan'i Jesosy Kristy Mpagnavotry atsika. Kristy izay nagnafoa gne fahafatesa sady ninday fiaina tsy mana pahatapera mba hagnazava m'gn'alalan'e filazantsara. \v 11 Noho iza, da votondry ho mpitory teny iaho, sady ho apostoly, sady ho ramose. [Fagnamariha: Ireo dikan'e zaka taloha sasany da magnampy hooe: ''Hoan'e Jentilisa.''