auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-02-12 09:25:52 -05:00 committed by root
parent e1ce470b81
commit efec6d100b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ampitadidioa anazy iregny raha iregny. Ampitandremo indreo raha akatrefan'Andriamanitry mba tsy hiady momba gne roho. Noho io da tsy misy raha ilaigny. Noho io da misy fahasimbaha hoandreo zay miteno. [Fagnamariha: gne dikan'e zaka sasany da bvaky ako ho: ''Ampitandremo akatrefan'Andriamanitry indreo.''] Omeo gne tsara avy aminao mba hagnomezanao tegna hoan'Andriamanitry ako gne olo heke, mpiasa izay tsy mana antony hahamenara, izay mampianatry gne rohon'e fahamarina ame tokony ho izy.
\v 14 Ampitadidioa anazy iregny raha iregny. Ampitandremo indreo raha akatrefan'Andriamanitry mba tsy hiady momba gne roho. Noho io da tsy misy raha ilaigny. Noho io da misy fahasimbaha hoandreo zay miteno. [Fagnamariha: gne dikan'e zaka sasany da bvaky ako ho: ''Ampitandremo akatrefan'Andriamanitry indreo.''] \v 15 Omeo gne tsara avy aminao mba hagnomezanao tegna hoan'Andriamanitry ako gne olo heke, mpiasa izay tsy mana antony hahamenara, izay mampianatry gne rohon'e fahamarina ame tokony ho izy.