auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-02-12 09:25:52 -05:00 committed by root
parent b379dcebfd
commit 617c600cf4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Lalanareo izany fa gne raha mipetraky tany Azia nivadika tamina. Amin'io fikambana io gne Fizelio sy gne Hermozena. Engana anie i Tompo hagnome famindra-po ame tokatragnon'i Onesiforo, satria namelombelo ana matetiky izy sady tsy megnatry tame gadrako. Fa raha tagny Roma izy da nitadia anafatratry, ka hitany iaho. Gne Tompo gne hampiseho azy ka hahitany famindra-po avy am'iza andro iza. Gne fomba aby nagnampiany ana tao Efesosy, da lalanareo tsara.
\v 15 Lalanareo izany fa gne raha mipetraky tany Azia nivadika tamina. Amin'io fikambana io gne Fizelio sy gne Hermozena. \v 16 Engana anie i Tompo hagnome famindra-po ame tokatragnon'i Onesiforo, satria namelombelo ana matetiky izy sady tsy megnatry tame gadrako.\v 17 Fa raha tagny Roma izy da nitadia anafatratry, ka hitany iaho.\v 18 Gne Tompo gne hampiseho azy ka hahitany famindra-po avy am'iza andro iza. Gne fomba aby nagnampiany ana tao Efesosy, da lalanareo tsara.