diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index efc108d..7a2c400 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1 +1 @@ -Satria hoavy gne fotoa izay tsy hazakan'olo gne feon'e fampianara. Nefa indreo da hifidy mpampianatry hoanazy araky gne fagniriany manoka. Ireo da hagnitikitiky gne sofindreo. \ No newline at end of file +Satria hoavy gne fotoa izay tsy hazakan'olo gne feon'e fampianara. Nefa indreo da hifidy mpampianatry hoanazy araky gne fagniriany manoka. Ireo da hagnitikitiky gne sofindreo. Hangala gne fitenomandreo ame fahamarina iza, sady hivily ho agny am'gn'angano iza. Nefa da eritrereto tsara gne raha rehetra. Hereto gne raha sarotry, anio gne asan'gn'evanjelista; anio \ No newline at end of file