auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-02-12 09:25:52 -05:00 committed by root
parent c2d2104c48
commit 03e4f2e6a9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa avy tam'iza antony iza da mijaly ame raha iregny avakoa iaho. Fa tsy megnatry iaho satria izay ninoako. Resy lahatry iaho fa afaky mitagny izay efa nakiniko taminazy iza mandra-piavian'iza andro aizany.\v 13 Tano gne ohatry mikasiky gne hafatry ne finoa izay henonareo tamina, miaraky ame finoa sy fitiava izay am'i Jesosy Kristy. \v 14 Gne raha tsara izay nanin'Andriamanitry taminao sady embeno am'gn'alalan'e Fagna Masy izy miagny miaraky amitsika.
\v 12 Fa avy tam'iza antony iza da mijaly ame raha iregny avakoa iaho. Fa tsy megnatry iaho satria izay ninoako. Resy lahatry iaho fa afaky mitagny izay efa nakiniko taminazy iza mandra-piavian'iza andro aizany.\v 13 Tano gne ohatry mikasiky gne hafatry ne finoa izay henonareo tamina, miaraky ame finoa sy fitiava izay am'i Jesosy Kristy. \v 14 Gne raha tsara izay nanin'Andriamanitry taminao sady embeno am'gn'alalan'e Fagna Masy izy miagny miaraky amitsika.