tkg_2ti_text_reg/04/01.txt

1 line
306 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-02-12 14:25:52 +00:00
\v 1 Iaho da nagnome an'ity didy ity eo akatrefan'Andriamanitry sy Jesosy Kristy, izay hitsara gne velol izy ame maty, sady avy am'iza gne hiboany sy gne fanjakany. \v 2 Mitoria gne roho. Mivonogna na ame fotoa na tsy ame fotoa. Magnanara, mirohona mafy, mamporisia, amim-pahareta sy gne fampianra rehetra.