Fri Jan 24 2020 15:40:57 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:40:57 -05:00
commit 0937005172
10 changed files with 25 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Androany gne momba gnè fiavian'i Jesosy Kristy Tompotsika sy gne nandagnona antsika iaraky aminazy: magnotany anareo iahay, sa rahalahy, \v 2 mba tsy ho mora rebirebe na hangitakitaky anareo, na amè fagnà, na amè gnafatry, na amè taratasy izay mitovy amè hoe ho avy aminay, nohon' gne vokatrin' gne fiavian'iza andron' ny Tompo za.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ka avela hisy olo hagnambaka anareo na ame fomba akognaia. Fa tsy ho avy izà raha tsy afaran'gne filavoa, ary gne lehilahy mpandika lalàna da ambara, gne zanak'gne fahavilavila. [Fanamarihana: ny dikan-teny taloha sasany da mivaky hoe: " gne lehilahy mpanota da habôky"].\v 4 Izy gne manda sy magnambony gne tegnany amin'izay rehetra angia hoe Andriamanitra na izay ivavaha. Vokatr'izany, da nidoboky tao amè tempolin'Andriamanitra izy ary magnambara e tegnany hitovy amè Andriamanitry.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Tsy tadidinareo mè mbola iao niaraka taminareo da efa nizaka io raha io? \v 6 Androany fantatrareo ino gne mità anazy, mba ibohany amè fotoa mety raiky avao. \v 7 Fa e zavatra afinin'gne fandikan-dalàna da efa miasa, fa misy olo raiky avao manda anazy amizao mandra-pagnala anazy tao amè lalàna.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Avy eo gne tena mpandika lalàgna da haboaky, izay hovonin'i Jesosy Tompo ame fofon'aigny gne vavany. Gne Zagnahary da hitonra anazy ame tsy misy dikany ame alalàn'e fiaviany. \v 9 Gne fiavian'e tena mpandika lalàgna noho gne asan'ny satana miaraky ame hery agnaby, gne famantara,ary gne fahagaga tsy marigny,\v 10 da miaraky ame fitaky agnaby, mikasiky gn'ame tsy fahamarigna. Io raha io da hoan'ireo zay very, satria indreo da tsy nangala e fitiavan'ny fahamarigna mba havoavonjy endro.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Noho izany antony izany da mandefa gne asan'e fahadisoangny Andriamanitra mba hinoandreo e vandy. \v 12 Vokatr'izany da hotsaray agnaby indreo, indreo izay tsy mino e fahamarinagny fa koa mangala fafinaretana ame tsy fahamarigna.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa iay da tokony magnome fisaora an'Andriamanitra fehizay ho andreo, ry rahalahy notiavin'ny Tompo. Fa Andriamanitra gne nisafidy anareo mitovy ame voalohambokatry ho an'e famonje ame ame fahamasigna gne Fagnahy sy e finoan'e fahamarinana. [Fanamarihana: ny ny dikan-teny hafa da mivaky mitovy ame: " Fa Andriamanitra da nifidy enareo hatrame voalohany ho an'e famonje.]\v 14 Izany gne nangainy anareo tame alalan'e filazantsaranay mba ahazoanareo e voninahitr'i Jesosy Kristy Tompotsika. \v 15 Ka noho izany, sa rahalahy, mifahara mafy. Tazomy ireo fahamarina izay nampianarina anareo.Na tame zaka na tame taratasinay.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Androany aoka i Jesosy Kristy Tompontsika tegneny, da Andriamanitra Iabantsika izay tiantsika ka nagnome antsika fankahereza mandrakizay sy ny fahatokisana tsara hoan' e ho avy ame alalan'e fahasova, \v 17 hampahery ary agnampetraky e fonareo ame asa tsara agnaby sy e zaka.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
toko faha 2

View File

@ -1,5 +1,6 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -10,6 +11,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> b6b176265ed9b8b3bfb5fa9b27aa53961a58d81e
=======
>>>>>>> 202fd8a545fbed5055a3d3cc06e4efce8d0436a3
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -38,6 +41,9 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 5a400f20ac93cb83b07a65493e2ce7a99943bcab
=======
>>>>>>> b6b176265ed9b8b3bfb5fa9b27aa53961a58d81e
=======
>>>>>>> 202fd8a545fbed5055a3d3cc06e4efce8d0436a3

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD132",
"MAD134"
"MAD134",
"MAD135"
],
"finished_chunks": [
"01-06",
@ -49,6 +50,14 @@
"03-10",
"03-13",
"03-16",
"03-01"
"03-01",
"02-11",
"02-13",
"02-16",
"02-03",
"02-01",
"02-05",
"02-08",
"02-title"
]
}