tkg_2pe_text_reg/03/14.txt

1 line
619 B
Plaintext

\v 14 Noho izany, ry malala, satria magnantegna izany rahà zany enareo, magnamboara gne tsara indrindra avy agny aminareo mba tsy hisy loto sy hanan-tsigny eo agnatrehany, am-pidana. \v 15 Ary evakoa, eritrereto gne faharetan'ny Tompontsika amy gne famonjea, akoy gne nosoratan'i Paoly rahalahy malalantsika taminareo, araky gne fahendre izay nome enazy.\v 16 Paoly da mizaka enizany rahà zany ao amè taratasiny agnaby, izay misy rahà sarotry takary. Olo tsy misy fahalala ary tsy mitsanga gne magnova io rahà io, akoy gne hagnamboarany gne soratra masina hafa evakoa, ka miteraky fahavereza ho an'gne tegneny.