tkg_2pe_text_reg/03/05.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 5 Indreo da mehezaky magnadio fa gne lagnetry sy gne tany da nisy avy tamè rano ary tamy gn'alalan'e rano, fotoa ela, \v 6 nohon'ne didin'Andriamanitra, ary tamy gn'alaln'io rahà io, gne nandravà gne tontolo tamin'izany fotoa zany,tamy gne tondra-drano. \v 7 Fa andraoany gne lagnitry sy gne tany da natoka ho an'gn'afo amè gn'alalan'io didy io koa. Indreo da votoka ho amè gn'andron'e fitsara sy gne fandavoa gn'olo ratsy fagnahy.