|
\v 1 Androany, ry malala, manoratry ho anareo ity taratasy faha roy ity iaho ho fampatsihiva enty hampirisiha gne sainareo madio, \v 2 mba hahatsiarovanao gne zaka nozakain'gne mpaminany masina tagny taloha sy gne didin'ny Tompo sy Mpamonjy antsika izay apostolinareo. |