tkg_2pe_text_reg/01/03.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 3 Gne rahà agnaby mikasiky gne herin'Andriamanitra ho an'e fiaina sy toe-pagnahy da nome antsika tamy gn'alalan'e fahalala an'Andriamanitra, izay nangaiky antsika tamy gn'alalan'e voninahitriny sy gne fahatsarany manokana. \v 4 Tamy gn'alalan'gne, nomeny zaka kinia tsara sady zakabe indrindra isika, mba ho avy mpizara amy gne fomban'Andriamanitra enereo, raha milefa gne falotoa izay eto an-tany nohon'gne filàn-dratsy.