auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-01 04:38:58 -05:00 committed by root
parent c30bcf624f
commit ca9fdc7101
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Indreo da mehezaky magnadio fa gne lagnetry sy gne tany da nisy avy tamè rano ary tamy gn'alalan'e rano, fotoa ela, nohon'ne didin'Andriamanitra, ary tamy gn'alaln'io rahà io, gne nandravà gne tontolo tamin'izany fotoa zany,tamy gne tondra-drano. Fa andraoany gne lagnitry sy gne tany da natoka ho an'gn'afo amè gn'alalan'io didy io evakoa. Indreo da votoka ho amè
\v 5 \v 6 \v 7 Indreo da mehezaky magnadio fa gne lagnetry sy gne tany da nisy avy tamè rano ary tamy gn'alalan'e rano, fotoa ela, nohon'ne didin'Andriamanitra, ary tamy gn'alaln'io rahà io, gne nandravà gne tontolo tamin'izany fotoa zany,tamy gne tondra-drano. Fa andraoany gne lagnitry sy gne tany da natoka ho an'gn'afo amè gn'alalan'io didy io koa. Indreo da votoka ho amè gn'andron'e fitsara sy gne fandavoa gn'olo ratsy fagnahy.