auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-30 14:25:06 -05:00 committed by root
parent ef09f9e581
commit abc581ce12
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Isika da mana ity zaka faminania izay efa namboary mafy fotitry ity. Tokony hitandrina izany tsara enareo. Izany da okoy gne jiro mazava ao agnaty misy mandra-pevian'e marandray sy gne kintan'ny marandray mpisoky ao am-ponareo. Fantaro aloha izao, fa tsy misy faminania avy amy gne famoahan-kevitry gne lol. Fa tsy misy faminaniana avy tamy gne sitrapon'olo. Fa, notarihan'gne Fagnahy Masina izy iregny mba hizaka izay za
\v 19 \v 20 ika da mana ity zaka faminania izay efa namboary mafy fotitry ity. Tokony hitandrina izany tsara enareo. Izany da okoy gne jiro mazava ao agnaty misy mandra-pevian'e marandray sy gne kintan'ny marandray mpisoky ao am-ponareo. Fantaro aloha izao, fa tsy misy faminania avy amy gne famoahan-kevitry gne lol. \v 21 Fa tsy misy faminaniana avy tamy gne sitrapon'olo. Fa, notarihan'gne Fagnahy Masina izy iregny mba hizaka izay zakain'Andriamanitra.