auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-01 03:35:29 -05:00 committed by root
parent 7e4936ce70
commit 88c7ad3aac
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Fa Andriamanitra tsy namindra fo ireo anjely izay nagnota. Nefa koa natolotriny ho amè vilagny tany indreo mba ho votahy amy gne gandran'e fahamizigna mandra-pevian'e fitsarà. (fagnamaria: Gny dikan-zaka taloha sasany da midika akoizao: "Mba ho fihezy ao amè lavaky gne fahamisia mandra-mandra-piavian'gne fitsarà.") Ary evakoa, tsy nagnapetraky izao tontolo izao taloha Izy. Nefa, namonjy an'i Noah, izay mpitory gne fahamarigna, miaraky amè fito hafa, rahà ninday gne safo-drano tamy gne ratsy fagnahy teto amizao tontolo izao izy. Andriamanitra evakoa da nagnano gne tanàn'i S
\v 4 \v 5 \v 6 Fa Andriamanitra tsy namindra fo ireo anjely izay nagnota. Nefa koa natolotriny ho amè vilagny tany indreo mba ho votahy amy gne gandran'e fahamizigna mandra-pevian'e fitsarà. (fagnamaria: Gny dikan-zaka taloha sasany da midika akoizao: "Mba ho fihezy ao amè lavaky gne fahamisia mandra-mandra-piavian'gne fitsarà.") Ary evakoa, tsy nagnapetraky izao tontolo izao taloha Izy. Nefa, namonjy an'i Noah, izay mpitory gne fahamarigna, miaraky amè fito hafa, rahà ninday gne safo-drano tamy gne ratsy fagnahy teto amizao tontolo izao izy. Andriamanitra evakoa da nagnano gne tanàn'i Sodoma sy Gomora ho lakevo ary nandemoky