diff --git a/02/10.txt b/02/10.txt index ea7c1b9..afd3210 100644 --- a/02/10.txt +++ b/02/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 rigny indrindra izany ho an'gne izay manohy amè fagniria ratsin'gne nofo sy magnano tsinitsino gne fahefa. Sahy sy mitompo zaka zakabe indreo. Indreo da tsy matahotry hizaka ratsy gne zakabe voninahitry. \v 11 Gn'anjaly da tsy mana hery sy fahefa zakabe, fa indreo da tsy minday fitsarà maniratsira manohitry endreo amy gne Tompo. \ No newline at end of file +\v 10 Marigny indrindra izany ho an'gne izay manohy amè fagniria ratsin'gne nofo sy magnano tsinitsino gne fahefa. Sahy sy mitompo zaka zakabe indreo. Indreo da tsy matahotry hizaka ratsy gne zakabe voninahitry. \v 11 Gn'anjaly da tsy mana hery sy fahefa zakabe, fa indreo da tsy minday fitsarà maniratsira manohitry endreo amy gne Tompo. \ No newline at end of file