auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-01 04:38:58 -05:00 committed by root
parent 337048a097
commit 43f4198d5b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na izany aza, ho avy mitovy amè mpangalatry gn'andron'ny Tompo: Gne lagnitry da tsy ho ita miaraky amy gne feo mafy. Gne rahà agnaby da ho mainy gn'afo, ary gne tany sy gn'asa ao aminazy da hambara. (Fagnamariha:"Gne dika-zaka sasany da midika aoizao:"Gne rahà agnaby da ho main'gn'afo, ary gne tany sy
Na izany aza, ho avy mitovy amè mpangalatry gn'andron'ny Tompo: Gne lagnitry da tsy ho ita miaraky amy gne feo mafy. Gne rahà agnaby da ho mainy gn'afo, ary gne tany sy gn'asa ao aminazy da hambara. (Fagnamariha:"Gne dika-zaka sasany da midika aoizao:"Gne rahà agnaby da ho main'gn'afo, ary gne tany sy gn'asa ao aminazy da horoa agnaby.")