tkg_2jn_text_reg/01/04.txt

1 line
490 B
Plaintext

\v 4 Faly indrindra iaho satria nahita gne sasany amy gne zanako mandeha amè fahamarigna, akoy gne nandresantsika izany didy izany avy tamy gne Ray. \v 5 Ary mangataky aminao iaho, raviavy - tsy akoy gne manoratry didy vaovao aminao iaho, fa izay nanagnantsika hatramè volohany - da gne tokony hifankatiavantsika samy isika. \v 6 Akoizao gne fitiava, da gne mba andihanantsika araky gne didiny. Akoizao gne didy, araky gne renareo hatramè voloany, da gne tokony handehananareo amizany.