auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-02 09:31:39 -05:00 committed by root
parent f33f78d24c
commit 13195dbc17
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Faly indrindra iaho satria nahita gne sasany amy gne zanako mandeha amè fahamarigna, akoy gne nandresantsika izany didy izany avy tamy gne Ray. Ary mangataky aminao iaho, raviavy - tsy akoy gne manoratry didy vaovao aminao iaho, fa izay nanagnantsika hatramè volohany - da gne tokony hifankatiavantsika samy isika. Akoizao gne fitiava, da gne mba andihanantsika araky gne didiny. Akoizao gne didy, araky gne renareo hatram
\v 4 \v 5 aly indrindra iaho satria nahita gne sasany amy gne zanako mandeha amè fahamarigna, akoy gne nandresantsika izany didy izany avy tamy gne Ray. Ary mangataky aminao iaho, raviavy - tsy akoy gne manoratry didy vaovao aminao iaho, fa izay nanagnantsika hatramè volohany - da gne tokony hifankatiavantsika samy isika. \v 6 Akoizao gne fitiava, da gne mba andihanantsika araky gne didiny. Akoizao gne didy, araky gne renareo hatramè voloany, da gne tokony handehananareo amizany.